|
|
|
|

Entry1  Razafiniaina Charlotte
Elementary words  2 Razafiniaina, 3 Charlotte
Part of speech  4  name (anthroponym) [Full list]
Explanations in Malagasy  5 Charlotte Razafiniaina, teraka tamin'ny 1894, dia mpanoratra fanta-daza tamin'ireo diam-peniny maro be tsy tambo isaina nisahana sampana maro:
6 poezia, tononkalo, teatra, fa indrindra hainteny sy tantara foronina.
7 Ny azo lazaina ho toetra mampiavaka ny soratr'i Charlotte Razafiniaina dia ny fitanana ny nentin-dRazana - tsy fitanana fe fitanana fotsiny fa tena fifikirana mihitsy [2.314]
Vocabulary  8  History: individuals 9  Literature: authors
Literary works  10  Eva malagasy
11  Mongon' entana tsy zanaky ny heriny
12  Sahondran' i Mamolakazo
13  Zahatra arendrintompo
14  1909 Ny tantaran' ilay savomanitra
15  1909 Ny tiana tsy mba zaraina
16  1917 Rota sy Naomy
17  1938/09/16 Ny rivotra an-kadilanana
18  1951/03/02 Ny fiaraha-monina
19  1958 Lamby nefa tsy rota : Tranainy nefa tsy simba

Updated on 2025/11/20